auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 21:16:11 +03:00 committed by root
parent 2c24421c06
commit 3264eb71ba
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Akao ambadiky ny lamba faharôy de nisy efitra raika hafa, antsôvina hoe tôrana masina ndrindra. Nisy alitara volamena ho an'ny ditin-kazo magnitra zany. Nisy fiaran'ny fagnekena iany kô, ze rakotra volamena tanteraka. Takao agnatin'zany de nisy siny volamena ze nisy ny mana, ny tehin'i Arona ze nagniry, ary reo vato fisak
Akao ambadiky ny lamba faharôy de nisy efitra raika hafa, antsôvina hoe tôrana masina ndrindra. Nisy alitara volamena ho an'ny ditin-kazo magnitra zany. Nisy fiaran'ny fagnekena iany kô, ze rakotra volamena tanteraka. Takao agnatin'zany de nisy siny volamena ze nisy ny mana, ny tehin'i Arona ze nagniry, ary reo vato fisaky ny fanekena. Aigny agnambon'ny fiaran'ny fanekena, de kerobima be voninatra betsaka no magnaloka ny sarona fagnaronana, ze tsy afaka taravinay amin'ny antsipiriny am'zao fotôna zao.

1
09/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Rafa vôomagna reo ra reo, de niditra takao amin'ny efitra avelan'ny tabernakely fôgna reo mpisorogna mbô hagnano ny fanompon-jareo. Fa