auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-06-04 21:16:11 +03:00 committed by root
parent 307aecd3af
commit 2c24421c06
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Akao ambadiky ny lamba faharôy de nisy efitra raika hafa, antsôvina hoe tôrana masina ndrindra. Nisy alitara vo
Akao ambadiky ny lamba faharôy de nisy efitra raika hafa, antsôvina hoe tôrana masina ndrindra. Nisy alitara volamena ho an'ny ditin-kazo magnitra zany. Nisy fiaran'ny fagnekena iany kô, ze rakotra volamena tanteraka. Takao agnatin'zany de nisy siny volamena ze nisy ny mana, ny tehin'i Arona ze nagniry, ary reo vato fisak