auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-14 07:30:49 +08:00 committed by root
parent 39f4d853ae
commit 305d32c9b3
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary kô, "Hatoky an'azy za." Ary kô: "Indro, aketo za sy reo zanaka ze nomen'Andriamanitra Anà." No zany, satria nofo aman-drà reo zanak'Andriamanitra, de nizara ra salan'zany niaraka tam-jareo iany kô Jesosy, mba ho am'alalan'ny fafatesana no hagnafoagnany ny tôkana ze managna ny herin'ny fafatesana, de ny devoly zany. Zany de mba hagnafahany reo daôly ze non'ny tatra ny fafatesana de niaigna ny fiaignan'izy daôly reo takao am'fagnadevozan.
\v 13 \v 14 \v 15 Ary kô, "Hatoky an'azy za." Ary kô: "Indro, aketo za sy reo zanaka ze nomen'Andriamanitra Anà." No zany, satria nofo aman-drà reo zanak'Andriamanitra, de nizara ra salan'zany niaraka tam-jareo iany kô Jesosy, mba ho am'alalan'ny fafatesana no hagnafoagnany ny tôkana ze managna ny herin'ny fafatesana, de ny devoly zany. Zany de mba hagnafahany reo daôly ze non'ny tatra ny fafatesana de niaigna ny fiaignan'izy daôly reo takao am'fagnadevozan.

View File

@ -1 +1 @@
Fa mazava ho an'azy fa tsy reo anjely no vonjeny; fa kosany, ny taranak'i Abrahama. No zany de mendrika an'Azy ny atao ôtran'reo rahalàny am'fomba daôly, mba ho mpisoronabe feno famindram-po sy fatokisana Izy am'fifandraisana am'reo ran'Andriamanitra, ary mba hitondra momban'ny fambilana reo fahotan'ny ôla. Satria Jesosy miintsy no nijaly sy nalaigna fagna, de afaka magnampy reo ze alaim-pagna Izy.
\v 16 \v 17 \v 18 Fa mazava ho an'azy fa tsy reo anjely no vonjeny; fa kosany, ny taranak'i Abrahama. No zany de mendrika an'Azy ny atao ôtran'reo rahalàny am'fomba daôly, mba ho mpisoronabe feno famindram-po sy fatokisana Izy am'fifandraisana am'reo ran'Andriamanitra, ary mba hitondra momban'ny fambilana reo fahotan'ny ôla. Satria Jesosy miintsy no nijaly sy nalaigna fagna, de afaka magnampy reo ze alaim-pagna Izy.