From 305d32c9b36ff12a56a79b080bf544ceaaa63caf Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 14 May 2020 07:30:49 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 02/13.txt | 2 +- 02/16.txt | 2 +- 2 files changed, 2 insertions(+), 2 deletions(-) diff --git a/02/13.txt b/02/13.txt index 0562ad6..95cb743 100644 --- a/02/13.txt +++ b/02/13.txt @@ -1 +1 @@ -Ary kô, "Hatoky an'azy za." Ary kô: "Indro, aketo za sy reo zanaka ze nomen'Andriamanitra Anà." No zany, satria nofo aman-drà reo zanak'Andriamanitra, de nizara ra salan'zany niaraka tam-jareo iany kô Jesosy, mba ho am'alalan'ny fafatesana no hagnafoagnany ny tôkana ze managna ny herin'ny fafatesana, de ny devoly zany. Zany de mba hagnafahany reo daôly ze non'ny tatra ny fafatesana de niaigna ny fiaignan'izy daôly reo takao am'fagnadevozan. \ No newline at end of file +\v 13 \v 14 \v 15 Ary kô, "Hatoky an'azy za." Ary kô: "Indro, aketo za sy reo zanaka ze nomen'Andriamanitra Anà." No zany, satria nofo aman-drà reo zanak'Andriamanitra, de nizara ra salan'zany niaraka tam-jareo iany kô Jesosy, mba ho am'alalan'ny fafatesana no hagnafoagnany ny tôkana ze managna ny herin'ny fafatesana, de ny devoly zany. Zany de mba hagnafahany reo daôly ze non'ny tatra ny fafatesana de niaigna ny fiaignan'izy daôly reo takao am'fagnadevozan. \ No newline at end of file diff --git a/02/16.txt b/02/16.txt index d1e08d3..d679309 100644 --- a/02/16.txt +++ b/02/16.txt @@ -1 +1 @@ -Fa mazava ho an'azy fa tsy reo anjely no vonjeny; fa kosany, ny taranak'i Abrahama. No zany de mendrika an'Azy ny atao ôtran'reo rahalàny am'fomba daôly, mba ho mpisoronabe feno famindram-po sy fatokisana Izy am'fifandraisana am'reo ran'Andriamanitra, ary mba hitondra momban'ny fambilana reo fahotan'ny ôla. Satria Jesosy miintsy no nijaly sy nalaigna fagna, de afaka magnampy reo ze alaim-pagna Izy. \ No newline at end of file +\v 16 \v 17 \v 18 Fa mazava ho an'azy fa tsy reo anjely no vonjeny; fa kosany, ny taranak'i Abrahama. No zany de mendrika an'Azy ny atao ôtran'reo rahalàny am'fomba daôly, mba ho mpisoronabe feno famindram-po sy fatokisana Izy am'fifandraisana am'reo ran'Andriamanitra, ary mba hitondra momban'ny fambilana reo fahotan'ny ôla. Satria Jesosy miintsy no nijaly sy nalaigna fagna, de afaka magnampy reo ze alaim-pagna Izy. \ No newline at end of file