auto save
This commit is contained in:
parent
664307972b
commit
2271095581
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fa ny tany ze mitroka ny orana mateti-piavy am'zany, sy ze mamokatra reo ra maniry ilan'reo ôla ze niasana ny tany - io no tany ze mandray fitahiana avy amin'Andriamanitra. Fa raha mamokatra tsilo zany, de tsisy ilàna an'azy ary efa ankekin'ny fagnozonana.
|
||||
Fa ny tany ze mitroka ny orana mateti-piavy am'zany, sy ze mamokatra reo ra maniry ilan'reo ôla ze niasana ny tany - io no tany ze mandray fitahiana avy amin'Andriamanitra. Fa raha mamokatra tsilo zany, de tsisy ilàna an'azy ary efa ankekin'ny fagnozonana. Ny fiafaran'zany de ampiretina.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
Fa zahay de resy latra ny am'reo ra tsara tokoa momba an'nareo, ry malala, ra ze makasika ny famonjena, na de miteny salan'zany aza zahay. Fa Andriamanitra de tsy mbô tsy marina ka hagnadino ny asanareo sy ny fitiavanareo ze nabôgnanareo nohon'ny agnarany, satria anareo de nanompo reo mpino ary mbôla magnompo an-jareo hatraigny.
|
Loading…
Reference in New Issue