diff --git a/06/07.txt b/06/07.txt index 2934d5e..846eae4 100644 --- a/06/07.txt +++ b/06/07.txt @@ -1 +1 @@ -Fa ny tany ze mitroka ny orana mateti-piavy am'zany, sy ze mamokatra reo ra maniry ilan'reo ôla ze niasana ny tany - io no tany ze mandray fitahiana avy amin'Andriamanitra. Fa raha mamokatra tsilo zany, de tsisy ilàna an'azy ary efa ankekin'ny fagnozonana. \ No newline at end of file +Fa ny tany ze mitroka ny orana mateti-piavy am'zany, sy ze mamokatra reo ra maniry ilan'reo ôla ze niasana ny tany - io no tany ze mandray fitahiana avy amin'Andriamanitra. Fa raha mamokatra tsilo zany, de tsisy ilàna an'azy ary efa ankekin'ny fagnozonana. Ny fiafaran'zany de ampiretina. \ No newline at end of file diff --git a/06/09.txt b/06/09.txt new file mode 100644 index 0000000..28be0ce --- /dev/null +++ b/06/09.txt @@ -0,0 +1 @@ +Fa zahay de resy latra ny am'reo ra tsara tokoa momba an'nareo, ry malala, ra ze makasika ny famonjena, na de miteny salan'zany aza zahay. Fa Andriamanitra de tsy mbô tsy marina ka hagnadino ny asanareo sy ny fitiavanareo ze nabôgnanareo nohon'ny agnarany, satria anareo de nanompo reo mpino ary mbôla magnompo an-jareo hatraigny. \ No newline at end of file diff --git a/06/11.txt b/06/11.txt new file mode 100644 index 0000000..f277166 --- /dev/null +++ b/06/11.txt @@ -0,0 +1 @@ +Magniry mafy zahay mbô ha \ No newline at end of file