Thu Dec 03 2020 11:39:12 GMT-0500 (Eastern Standard Time)
This commit is contained in:
parent
0994123885
commit
12a7861745
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 13 Ary kô, "Hatoky an'azy za." Ary kô: "Indro, aketo za sy reo zanaka ze nomen'Andriamanitra Anà." \v 14 No zany, satria nofo aman-drà reo zanak'Andriamanitra, de nizara ra salan'zany niaraka tam-jareo iany kô Jesosy, mba ho am'alalan'ny fafatesana no hagnafoagnany ny tôkana ze managna ny herin'ny fafatesana, de ny devoly zany.\v 15 Zany de mba hagnafahany reo daôly ze non'ny tatra ny fafatesana de niaigna ny fiaignan'izy daôly reo takao am'fagnadevozan.
|
||||
\v 13 Ary kô, "Hatoky an'azy za." Ary kô: "Indro, aketo za sy reo zanaka ze nomen'Andriamanitra Anà." \v 14 No zany, satria nofo aman-drà reo zanak'Andriamanitra, de nizara ra salan'zany niaraka tam-jareo iany kô Jesosy, mba ho am'alalan'ny fafatesana no hagnafoagnany ny tôkana ze managna ny herin'ny fafatesana, de ny devoly zany. \v 15 Zany de mba hagnafahany reo daôly ze non'ny tatra ny fafatesana de niaigna ny fiaignan'izy daôly reo takao am'fagnadevozana.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 1 No zany,ry rahalà masina, nizara ny fagnatsovan' ny lagnitra nareo. Saigno ny momba n'i Jesosy, ny apostoly sy ny mpisorombe ze eketsika. \v 2 Izy de natoky an'Andriamanitra,ze nanendry an'azy, ôtran'i Mosesy ze natoky tao andragnon'Andriamanitra fôgna kô. \v 3 Fa Jesosy de fa natao mendrika ny hanamboninahitra gedabe mihôtra an'i Mosesy,satria ze magnorina ny tragno no manan-kaja bebe koko no le tragno nataony.\v 4 Fa ny tragno daôly de nisy ôla nagnorina, fa ny tokana ze nagnorina ny ra daôly de Andriamanitra.
|
||||
\c 3 \v 1 No zany, ry rahalà masina, nizara ny fagnatsovan' ny lagnitra nareo. Saigno ny momban'i Jesosy, ny apostoly sy ny mpisorombe ze eketsika. \v 2 Izy de natoky an'Andriamanitra, ze nanendry an'azy, ôtran'i Mosesy ze natoky tao andragnon'Andriamanitra fôgna kô. \v 3 Fa Jesosy de fa natao mendrika ny hanamboninahitra gedabe mihôtra an'i Mosesy, satria ze magnorina ny tragno no manan-kaja bebe koko no le tragno nataony. \v 4 Fa ny tragno daôly de nisy ôla nagnorina, fa ny tokana ze nagnorina ny ra daôly de Andriamanitra.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 5 Amin'ny lafiny raika, de natokisana salan'ny mpanompo takao andragno'Andriamanitra irai-manontolo i Mosesy. Izy no vavolombelona momba an'reo ra ze tokony efa nolazaina amin'ny ho avy. \v 6 Fa Kristy no Zanaka miandraikitra ny tragnon'Andriamanitra. Tsika no tragnony raha tô ka mitana mafy ny herim-po sy ny fatokintsika ntsika.
|
||||
\v 5 Amin'ny lafiny raika, de natokisana salan'ny mpanompo takao andragnon'Andriamanitra irai-manontolo i Mosesy. Izy no vavolombelona momba an'reo ra ze tokony efa nolazaina amin'ny ho avy. \v 6 Fa Kristy no Zanaka miandraikitra ny tragnon'Andriamanitra. Tsika no tragnony raha tô ka mitana mafy ny herim-po sy ny fatokintsika ntsika.
|
|
@ -54,11 +54,12 @@
|
|||
"02-05",
|
||||
"02-07",
|
||||
"02-09",
|
||||
"02-11",
|
||||
"02-13",
|
||||
"02-16",
|
||||
"03-title",
|
||||
"03-01",
|
||||
"03-05",
|
||||
"03-07",
|
||||
"03-09",
|
||||
"03-12",
|
||||
"03-14",
|
||||
|
|
Loading…
Reference in New Issue