diff --git a/02/13.txt b/02/13.txt index 5e795a5..57d1d2f 100644 --- a/02/13.txt +++ b/02/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 Ary kô, "Hatoky an'azy za." Ary kô: "Indro, aketo za sy reo zanaka ze nomen'Andriamanitra Anà." \v 14 No zany, satria nofo aman-drà reo zanak'Andriamanitra, de nizara ra salan'zany niaraka tam-jareo iany kô Jesosy, mba ho am'alalan'ny fafatesana no hagnafoagnany ny tôkana ze managna ny herin'ny fafatesana, de ny devoly zany.\v 15 Zany de mba hagnafahany reo daôly ze non'ny tatra ny fafatesana de niaigna ny fiaignan'izy daôly reo takao am'fagnadevozan. \ No newline at end of file +\v 13 Ary kô, "Hatoky an'azy za." Ary kô: "Indro, aketo za sy reo zanaka ze nomen'Andriamanitra Anà." \v 14 No zany, satria nofo aman-drà reo zanak'Andriamanitra, de nizara ra salan'zany niaraka tam-jareo iany kô Jesosy, mba ho am'alalan'ny fafatesana no hagnafoagnany ny tôkana ze managna ny herin'ny fafatesana, de ny devoly zany. \v 15 Zany de mba hagnafahany reo daôly ze non'ny tatra ny fafatesana de niaigna ny fiaignan'izy daôly reo takao am'fagnadevozana. \ No newline at end of file diff --git a/03/01.txt b/03/01.txt index 1c4ff92..3df8a19 100644 --- a/03/01.txt +++ b/03/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 No zany,ry rahalà masina, nizara ny fagnatsovan' ny lagnitra nareo. Saigno ny momba n'i Jesosy, ny apostoly sy ny mpisorombe ze eketsika. \v 2 Izy de natoky an'Andriamanitra,ze nanendry an'azy, ôtran'i Mosesy ze natoky tao andragnon'Andriamanitra fôgna kô. \v 3 Fa Jesosy de fa natao mendrika ny hanamboninahitra gedabe mihôtra an'i Mosesy,satria ze magnorina ny tragno no manan-kaja bebe koko no le tragno nataony.\v 4 Fa ny tragno daôly de nisy ôla nagnorina, fa ny tokana ze nagnorina ny ra daôly de Andriamanitra. \ No newline at end of file +\c 3 \v 1 No zany, ry rahalà masina, nizara ny fagnatsovan' ny lagnitra nareo. Saigno ny momban'i Jesosy, ny apostoly sy ny mpisorombe ze eketsika. \v 2 Izy de natoky an'Andriamanitra, ze nanendry an'azy, ôtran'i Mosesy ze natoky tao andragnon'Andriamanitra fôgna kô. \v 3 Fa Jesosy de fa natao mendrika ny hanamboninahitra gedabe mihôtra an'i Mosesy, satria ze magnorina ny tragno no manan-kaja bebe koko no le tragno nataony. \v 4 Fa ny tragno daôly de nisy ôla nagnorina, fa ny tokana ze nagnorina ny ra daôly de Andriamanitra. \ No newline at end of file diff --git a/03/05.txt b/03/05.txt index 21ac926..9fc0448 100644 --- a/03/05.txt +++ b/03/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 Amin'ny lafiny raika, de natokisana salan'ny mpanompo takao andragno'Andriamanitra irai-manontolo i Mosesy. Izy no vavolombelona momba an'reo ra ze tokony efa nolazaina amin'ny ho avy. \v 6 Fa Kristy no Zanaka miandraikitra ny tragnon'Andriamanitra. Tsika no tragnony raha tô ka mitana mafy ny herim-po sy ny fatokintsika ntsika. \ No newline at end of file +\v 5 Amin'ny lafiny raika, de natokisana salan'ny mpanompo takao andragnon'Andriamanitra irai-manontolo i Mosesy. Izy no vavolombelona momba an'reo ra ze tokony efa nolazaina amin'ny ho avy. \v 6 Fa Kristy no Zanaka miandraikitra ny tragnon'Andriamanitra. Tsika no tragnony raha tô ka mitana mafy ny herim-po sy ny fatokintsika ntsika. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 76c4277..8cef92f 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -54,11 +54,12 @@ "02-05", "02-07", "02-09", + "02-11", "02-13", "02-16", + "03-title", "03-01", "03-05", - "03-07", "03-09", "03-12", "03-14",