auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 07:42:10 +08:00 committed by root
parent b2a7fca334
commit 0f9d2a97d3
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ino ihany kô no afaka lazaiko? Fa ho lany ny fotônako raha mikoragna momban'i Gideona, Baraka, Samsona, Jefta, Davida, Samoela, ary momban'reo mpaminagny za. Tamin'ny halalan'ny finona no nazaôn'jareo ny fanjakana, niasa ara-drariny, ary nandry an'reo fampagnatenana. Nagnakombogna ny vavan'reo Liona zareo, namono ny herin'ny afo, nilefa ny lelan'ny sabatra, satria tam
Ino ihany kô no afaka lazaiko? Fa ho lany ny fotônako raha mikoragna momban'i Gideona, Baraka, Samsona, Jefta, Davida, Samoela, ary momban'reo mpaminagny za. Tamin'ny halalan'ny finona no nazaôn'jareo ny fanjakana, niasa ara-drariny, ary nandry an'reo fampagnatenana. Nagnakombogna ny vavan'reo Liona zareo, namono ny herin'ny afo, nilefa ny lelan'ny sabatra, satria tam'reo aretina, lasana nahery agn'ady ary nadresy an'reo tafika vahiny.

1
11/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Nitsangana tamin'ny maty tamin'ny fananganan-kovelona reo vevavy. Reo hafa de nampijalena tamin'ny tsy fanekena ny famotsorana mba