diff --git a/11/32.txt b/11/32.txt index 734c048..e5f00e8 100644 --- a/11/32.txt +++ b/11/32.txt @@ -1 +1 @@ -Ino ihany kô no afaka lazaiko? Fa ho lany ny fotônako raha mikoragna momban'i Gideona, Baraka, Samsona, Jefta, Davida, Samoela, ary momban'reo mpaminagny za. Tamin'ny halalan'ny finona no nazaôn'jareo ny fanjakana, niasa ara-drariny, ary nandry an'reo fampagnatenana. Nagnakombogna ny vavan'reo Liona zareo, namono ny herin'ny afo, nilefa ny lelan'ny sabatra, satria tam \ No newline at end of file +Ino ihany kô no afaka lazaiko? Fa ho lany ny fotônako raha mikoragna momban'i Gideona, Baraka, Samsona, Jefta, Davida, Samoela, ary momban'reo mpaminagny za. Tamin'ny halalan'ny finona no nazaôn'jareo ny fanjakana, niasa ara-drariny, ary nandry an'reo fampagnatenana. Nagnakombogna ny vavan'reo Liona zareo, namono ny herin'ny afo, nilefa ny lelan'ny sabatra, satria tam'reo aretina, lasana nahery agn'ady ary nadresy an'reo tafika vahiny. \ No newline at end of file diff --git a/11/35.txt b/11/35.txt new file mode 100644 index 0000000..06abf81 --- /dev/null +++ b/11/35.txt @@ -0,0 +1 @@ +Nitsangana tamin'ny maty tamin'ny fananganan-kovelona reo vevavy. Reo hafa de nampijalena tamin'ny tsy fanekena ny famotsorana mba \ No newline at end of file