plt-x-sihanaka_heb_text_reg/10/05.txt

1 line
352 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-05-28 06:12:46 +00:00
\v 5 Rafa tonga teto am'zao tontolo zao Kristy, de niteny Izy hoe: "Tsy sorogna na fagnatitra no nilainareo. Fa kosany, vatagna ze efa nomaninareo ho Anà. \v 6 Ny fagnatitra dorôna na sorogna ho an'ny ota de tsy nafaly an'nao. \v 7 Ary ozy za hoe: "Zahao, ty Za, araka ze vôsoratra momba Anà akao amin'ny Soratra Masina, mba hagnano ny sitrakareo."