Fri Oct 18 2019 16:02:43 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-18 16:02:44 -04:00
parent 6331d63986
commit f2b74088f5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 26 \v 27 \v 28 \v 29 Na de nampalahelo mafy ny mpanjaka aza izany, de tsy afaka nandà fangatahany izy nony hafatrafatra izay natôny sy non'ny vahiny nantsovana nihinana tao amin'ny fanasana.Noho izany de tonga de nagnasa maramila reka avy tamin'ny mpiambina ny mpanjaka ka nagnasa azy hitondra ny lohan'i Jaona ankiô aminy. Nandeha ilay mpiambina ka nanapaka ny lohany tao antagnom-pigadrana. Nindôny tambonin'ny lasety ny lohany ka nomeny andrazazavavy, ary le zaza vavy nagnomia andreniny. Rehefa naregny an'izany zariô
\v 26 \v 27 \v 28 \v 29 Na de nampalahelo mafy ny mpanjaka aza izany, de tsy afaka nandà fangatahany izy nony hafatrafatra izay natôny sy non'ny vahiny nantsovana nihinana tao amin'ny fanasana.Noho izany de tonga de nagnasa maramila reka avy tamin'ny mpiambina ny mpanjaka ka nagnasa azy hitondra ny lohan'i Jaona ankiô aminy. Nandeha ilay mpiambina ka nanapaka ny lohany tao antagnom-pigadrana. Nindôny tambonin'ny lasety ny lohany ka nomeny andrazazavavy, ary le zaza vavy nagnomia andreniny. Rehefa naregny an'izany zariô mpianany de ninga nangalaka ny vatagne de nalevina any ampasagna.