diff --git a/06/26.txt b/06/26.txt index c84d8e6..dbf7b0c 100644 --- a/06/26.txt +++ b/06/26.txt @@ -1 +1 @@ -\v 26 \v 27 \v 28 \v 29 Na de nampalahelo mafy ny mpanjaka aza izany, de tsy afaka nandà fangatahany izy nony hafatrafatra izay natôny sy non'ny vahiny nantsovana nihinana tao amin'ny fanasana.Noho izany de tonga de nagnasa maramila reka avy tamin'ny mpiambina ny mpanjaka ka nagnasa azy hitondra ny lohan'i Jaona ankiô aminy. Nandeha ilay mpiambina ka nanapaka ny lohany tao antagnom-pigadrana. Nindôny tambonin'ny lasety ny lohany ka nomeny andrazazavavy, ary le zaza vavy nagnomia andreniny. Rehefa naregny an'izany zariô \ No newline at end of file +\v 26 \v 27 \v 28 \v 29 Na de nampalahelo mafy ny mpanjaka aza izany, de tsy afaka nandà fangatahany izy nony hafatrafatra izay natôny sy non'ny vahiny nantsovana nihinana tao amin'ny fanasana.Noho izany de tonga de nagnasa maramila reka avy tamin'ny mpiambina ny mpanjaka ka nagnasa azy hitondra ny lohan'i Jaona ankiô aminy. Nandeha ilay mpiambina ka nanapaka ny lohany tao antagnom-pigadrana. Nindôny tambonin'ny lasety ny lohany ka nomeny andrazazavavy, ary le zaza vavy nagnomia andreniny. Rehefa naregny an'izany zariô mpianany de ninga nangalaka ny vatagne de nalevina any ampasagna. \ No newline at end of file