Wed Oct 23 2019 18:04:27 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-10-23 18:04:27 +02:00
parent 7b6d4e6992
commit a849608e2f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary hoy Jesosy: "Zakeko marina amindreo, tsisy olona nahafoy ny trgnony, na ny tamboka reka amkinanjy, na ny mamany, na ny abany, na ny zanagny, na ny taniny noho ny Aminay, sy ny filazantsara, ka tsy mahazo in-jato mierigna aminízo taonjato izo: de tragno tamboka reka, reny, zanaka sy tany, miaraka amin'ny fagnenjehana, ary amin'ny taonjato ho avy, de fiegnana mandrakizegny. Fa maro ny voalognanyno manjaray farany, ary ny afara no hanjary voaloganny
\v 29 Ary hoy Jesosy: "Zakeko marina amindreo, tsisy olona nahafoy ny trgnony, na ny tamboka reka aminanjy, na ny mamany, na ny abany, na ny zanagny, na ny taniny noho ny Aminay, sy ny Filazantsara, \v 30 ka tsy mahazo in-jato mierigna amin'izô taonjato izô: de tragno tamboka reka, reny, zanaka sy tany, miaraka amin'ny fagnenjehana, ary amin'ny taonjato ho avy, de fiegnana mandrakizegny. \v 31 Fa maro ny voalognany no hanjaray farany, ary ny afara hanjary voalognany."