Wed Oct 23 2019 18:02:27 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-10-23 18:02:27 +02:00
parent cbc92fdf84
commit 7b6d4e6992
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary hoy Jesosy: "Zakeko marina amindreo, tsisy olona nahafoy ny trgnony, na ny tamboka reka amkinanjy, na ny mamany, na ny abany, na ny zanagny, na ny taniny noho ny Aminay, sy ny filazantsara, ka tsy mahazo in-jato mierigna aminízo taonjato izo: de tragno tamboka reka,
Ary hoy Jesosy: "Zakeko marina amindreo, tsisy olona nahafoy ny trgnony, na ny tamboka reka amkinanjy, na ny mamany, na ny abany, na ny zanagny, na ny taniny noho ny Aminay, sy ny filazantsara, ka tsy mahazo in-jato mierigna aminízo taonjato izo: de tragno tamboka reka, reny, zanaka sy tany, miaraka amin'ny fagnenjehana, ary amin'ny taonjato ho avy, de fiegnana mandrakizegny. Fa maro ny voalognanyno manjaray farany, ary ny afara no hanjary voaloganny