Fri Oct 25 2019 11:41:48 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-25 11:41:49 -04:00
parent 8128e50d67
commit 91153ca6a5
3 changed files with 2 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Rehefa manambotra sy mitory an-driô zariô, de aza matahotra amin'izegny tokony hizaken-driô. Fa amin'izegny fotoana zegny, de amenan-driô zay tokony zaken-driô; tsy anarô no izaka, fa ny fagnahy masina. \v 12 Ny tambokoreka hitory ny tambokoreka amanazy ho faty, ary ny ibany hitory ny zanagny. Ny zanaka iady amin'ny iabany sy ny reniny ka amono an-jarô. \v 13 Tsy ho tian'olona jiaby anariô non'ny Agnarako. Fa na zovy na zovy mavandry atramin'ny farany, de ho voahavotra zany olona zany.
\v 11 Rehefa manambotra sy mitory an-driô zariô, de aza matahotra amin'izegny tokony hizaken-driô. Fa amin'izegny fotoana zegny, de amenan-driô zay tokony zaken-driô; tsy anarô no izaka, fa ny fagnahy masina. \v 12 Ny tambokoreka hitory ny tambokoreka amanazy ho faty, ary ny ibany hitory ny zanagny. Ny zanaka hiady amin'ny iabany sy ny reniny ka amono an-jarô. \v 13 Tsy ho tian'olona jiaby anariô non'ny Agnarako. Fa na zovy na zovy mavandry atramin'ny farany, de ho voahavotra zany olona zany.

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 Fa raha itandriô fa misangana amin'izay tokony tsy hisanganany ny favetavetan'ny fandravana (ôka isegna zegny mamaky), de ôka zegny avy agny Jodia mantolo hilefa any an-tampotavirana, \v 15 zegny avy agny an-tafotragno ôka tsy androrogna andragno na hamoaka raha avy akô , \v 16 ary zegny avy agny an-tanim-boly tsy hierigna angalaka ny lambany.
\v 14 Fa raha itandriô fa misangana amin'izay tokony tsy hisanganany ny favetavetan'ny fandravana (ôka hisegna zegny mamaky), de ôka zegny avy agny Jodia mantolo hilefa agny an-tampotavirana, \v 15 zegny avy agny an-tafotragno ôka tsy androrogna andragno na hamoaka raha avy akô , \v 16 ary zegny avy agny an-tanim-boly tsy hierigna angalaka ny lambany.

View File

@ -183,7 +183,6 @@
"13-07",
"13-09",
"13-11",
"13-14",
"13-17",
"13-21",
"13-24",