diff --git a/13/11.txt b/13/11.txt index b522594..57390c7 100644 --- a/13/11.txt +++ b/13/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 Rehefa manambotra sy mitory an-driô zariô, de aza matahotra amin'izegny tokony hizaken-driô. Fa amin'izegny fotoana zegny, de amenan-driô zay tokony zaken-driô; tsy anarô no izaka, fa ny fagnahy masina. \v 12 Ny tambokoreka hitory ny tambokoreka amanazy ho faty, ary ny ibany hitory ny zanagny. Ny zanaka iady amin'ny iabany sy ny reniny ka amono an-jarô. \v 13 Tsy ho tian'olona jiaby anariô non'ny Agnarako. Fa na zovy na zovy mavandry atramin'ny farany, de ho voahavotra zany olona zany. \ No newline at end of file +\v 11 Rehefa manambotra sy mitory an-driô zariô, de aza matahotra amin'izegny tokony hizaken-driô. Fa amin'izegny fotoana zegny, de amenan-driô zay tokony zaken-driô; tsy anarô no izaka, fa ny fagnahy masina. \v 12 Ny tambokoreka hitory ny tambokoreka amanazy ho faty, ary ny ibany hitory ny zanagny. Ny zanaka hiady amin'ny iabany sy ny reniny ka amono an-jarô. \v 13 Tsy ho tian'olona jiaby anariô non'ny Agnarako. Fa na zovy na zovy mavandry atramin'ny farany, de ho voahavotra zany olona zany. \ No newline at end of file diff --git a/13/14.txt b/13/14.txt index 49149d9..817e841 100644 --- a/13/14.txt +++ b/13/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 Fa raha itandriô fa misangana amin'izay tokony tsy hisanganany ny favetavetan'ny fandravana (ôka isegna zegny mamaky), de ôka zegny avy agny Jodia mantolo hilefa any an-tampotavirana, \v 15 zegny avy agny an-tafotragno ôka tsy androrogna andragno na hamoaka raha avy akô , \v 16 ary zegny avy agny an-tanim-boly tsy hierigna angalaka ny lambany. \ No newline at end of file +\v 14 Fa raha itandriô fa misangana amin'izay tokony tsy hisanganany ny favetavetan'ny fandravana (ôka hisegna zegny mamaky), de ôka zegny avy agny Jodia mantolo hilefa agny an-tampotavirana, \v 15 zegny avy agny an-tafotragno ôka tsy androrogna andragno na hamoaka raha avy akô , \v 16 ary zegny avy agny an-tanim-boly tsy hierigna angalaka ny lambany. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 7c6429a..5636edd 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -183,7 +183,6 @@ "13-07", "13-09", "13-11", - "13-14", "13-17", "13-21", "13-24",