Thu Oct 24 2019 17:51:18 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 17:51:19 -04:00
parent 0251640f46
commit 48b111315d
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 Ninga nilefa ireo namahagna ny lambo ary nitatitra ny zava-niseo tiô an-tanàna sy tagny ambanivolo, ary olona maro no nivoaka izaha ny raha niseo. \v 15 Avy tiȏ zariô de ninga amin'i Jesosy ary hitan-jariô ny lilay nitoeran'ny demonia, ilay izay nitoeran'ny Legiona, nipetraka tiô, nagnatô lamba ary nilamintsaina; ka de nataotra zariô.
\v 14 Ninga nilefa ireo namahagna ny lambo ary nitatitra ny zava-niseo tiô an-tanàna sy tagny ambanivolo, ary olona maro no nivoaka izaha ny raha niseo. \v 15 Avy tiȏ zariô de ninga amin'i Jesosy ary hitan-jariô ny lilay nitoeran'ny demonia, ilay izay nitoeran'ny Legiona, nipetraka tiô, nagnatô lamba ary nilamintsaina tsara; ka de natahotra zariô.

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 Ireo zay naita ny ra-niseo tamin'ilay lilay nipetrahan'ny demonia de nikorana taman-jareo ny momba zany tamin'ny antsipiriany, ary koa nitantara momba ireo lambo taman-jariô. \v 17 De nanomboka nangataka Azy zariô mba hialany eo amin'ny faritra misy an-jarô.
\v 16 Ireo zay nahita ny ra-niseo tamin'ilay lilay nipetrahan'ny demonia de nikorana taman-jarô ny momba zany tamin'ny antsipiriany, ary koa nitantara momba ireo lambo taman-jariô. \v 17 De nanomboka nangataka Azy zariô mba hialany eo amin'ny faritra misy an-jarô.

View File

@ -107,7 +107,7 @@
"05-07",
"05-09",
"05-11",
"05-16",
"05-14",
"05-18",
"05-21",
"05-25",