diff --git a/05/14.txt b/05/14.txt index c6f91fe..259011a 100644 --- a/05/14.txt +++ b/05/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 Ninga nilefa ireo namahagna ny lambo ary nitatitra ny zava-niseo tiô an-tanàna sy tagny ambanivolo, ary olona maro no nivoaka izaha ny raha niseo. \v 15 Avy tiȏ zariô de ninga amin'i Jesosy ary hitan-jariô ny lilay nitoeran'ny demonia, ilay izay nitoeran'ny Legiona, nipetraka tiô, nagnatô lamba ary nilamintsaina; ka de nataotra zariô. \ No newline at end of file +\v 14 Ninga nilefa ireo namahagna ny lambo ary nitatitra ny zava-niseo tiô an-tanàna sy tagny ambanivolo, ary olona maro no nivoaka izaha ny raha niseo. \v 15 Avy tiȏ zariô de ninga amin'i Jesosy ary hitan-jariô ny lilay nitoeran'ny demonia, ilay izay nitoeran'ny Legiona, nipetraka tiô, nagnatô lamba ary nilamintsaina tsara; ka de natahotra zariô. \ No newline at end of file diff --git a/05/16.txt b/05/16.txt index 8d46476..a94d900 100644 --- a/05/16.txt +++ b/05/16.txt @@ -1 +1 @@ -\v 16 Ireo zay naita ny ra-niseo tamin'ilay lilay nipetrahan'ny demonia de nikorana taman-jareo ny momba zany tamin'ny antsipiriany, ary koa nitantara momba ireo lambo taman-jariô. \v 17 De nanomboka nangataka Azy zariô mba hialany eo amin'ny faritra misy an-jarô. \ No newline at end of file +\v 16 Ireo zay nahita ny ra-niseo tamin'ilay lilay nipetrahan'ny demonia de nikorana taman-jarô ny momba zany tamin'ny antsipiriany, ary koa nitantara momba ireo lambo taman-jariô. \v 17 De nanomboka nangataka Azy zariô mba hialany eo amin'ny faritra misy an-jarô. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 1deca9e..726ed55 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -107,7 +107,7 @@ "05-07", "05-09", "05-11", - "05-16", + "05-14", "05-18", "05-21", "05-25",