Fri Oct 25 2019 09:48:57 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-10-25 09:48:58 +02:00
parent 8339ceaace
commit 30664a0180
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 45 Raha ny ongotranô no manafintohina anô, de tapaho izany. Tsaratsara amino ny miditra misy kilema agny amin' ny fiegnana tahatry managna ongotra roy ka hariana agny amin' ny helo. \v 46 [Zaano ny fagnamarinana akô amin'ny andininy 44]
\v 45 Raha ny ongonô no manafintohina anô, de tapaho izany. Tsaratsara aminô ny miditra misy kilema agny amin'ny fiegnana tahatry managna ongotra roy ka hariana agny amin'ny helo. \v 46 [Zaano ny fagnamarinana akô amin'ny andininy 44]

View File

@ -1 +1 @@
\v 47 Raha ny masonô no manafintohina anô, alao hiala izany. Tsara aminô ny miditra ny fanjakan'Andriamanitra miaraka amin' ny maso tokana tahatry maso roy ka hariana agny amin' ny helo, \v 48 agny amin'ny toerana izegny tsy mahafaty ny ankagnanjareo, ary ny afo tsy maty vonina.
\v 47 Raha ny masonô no manafintohina anô, alao hiala izany. Tsara aminô ny miditra ny fanjakan'Andriamanitra miaraka amin' ny maso tokana tahatry maso roy ka hariana agny amin'ny helo, \v 48 agny amin'ny toerana izegny tsy mahafaty ny ankagnanjareo, ary ny afo tsy maty vonina.