Fri Oct 25 2019 09:46:58 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-10-25 09:46:58 +02:00
parent f2e500e48f
commit 8339ceaace
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 42 Fa na zovy na zovy manafintohina ny reka aminjareo mino Anay, de tsara ho ananjy ny agnantognana vato maventy fikoseham-bary mifatotra amin'ny ambozogny ary havarigna agny an-dranomasina. \v 43 Raha ny tagnano no mahatonga anô ho tafitohina, tapaho izany. Fa tsara aminô ny miditra manan-kilema agny amin'ny fiegnana tahatry managna tagnan-droy ka inga agny amin'ny helo, agny amin'ny afo tsy maty vonina. \v 44 [Fagnamarinana: Ny fandikana tegna tsara de tsy magnatô ny fehezateny akô amin'ny andininy 44 sy 46 hoe: Izegny tsy mety maty ny ankagna ao amin'izany ary ny afo de tsy ho faty mandrakizegny.'"]
\v 42 Fa na zovy na zovy manafintohina ny reka aminjareo mino Anay, de tsara ho ananjy ny agnantognana vato maventy fikoseham-bary mifatotra amin'ny ambozogny ary havarigna agny an-dranomasina. \v 43 Raha ny tagnano no mahatonga anô ho tafitohina, tapaho izany. Fa tsara aminô ny miditra manan-kilema agny amin'ny fiegnana tahatry managna tagnan-droy ka inga agny amin'ny helo, agny amin'ny afo tsy maty vonina. \v 44 [Fagnamarinana: Ny fandikana tegna tsara de tsy magnatô ny fehezateny akô amin'ny andininy 44 sy 46 hoe: Izegny tsy mety maty ny ankagna a amin'izany ary ny afo de tsy ho faty mandrakizegny.'"]

View File

@ -69,6 +69,7 @@
"09-36",
"09-38",
"09-40",
"09-42",
"09-45",
"09-47",
"09-49",