Mon Oct 21 2019 15:07:07 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-21 15:07:08 -04:00
parent 5097d88130
commit 25e2ebcc91
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 \v 19 Ary nifady ra-anina zarô mpianatr'i Jaona sy zarô Fariseo. Lilay maromaro no nagnatogna Anazy ka nizaka tamin'ny hoe: "Nagnino ny mpianatr'i Jaona sy mpianatran-jarô Fariseo no mifady ra-anina, fa mpianatra anô koza tsy mba mifady?" De hoy Jesosy tamanjarô hoe: "Afaka mifady ra-anina va ny mpagnatrika fampekarambady ra mbola akiô mpampiakatra? Ra mbola miaraka aman-jarô akiô ny mpampakatra, de tsy afaka mifady ra-anina zarô.
\v 18 \v 19 Ary nifady ra-anina zarô mpianatr'i Jaona sy zarô Fariseo. Lilay maromaro no nagnatogna Anazy ka nizaka tamin'ny hoe: "Nagnino ny mpianatr'i Jaona sy mpianatran-jarô Fariseo no mifady ra-anina, fa mpianatra anô koza tsy mba mifady?" De hoy Jesosy tamanjarô hoe: "Afaka mifady ra-anina va ny mpagnatrika ra mbola akiô mpampakatra? Ra mbola miaraka aman-jarô akiô ny mpampakatra, de tsy afaka mifady ra-anina zarô.