diff --git a/02/18.txt b/02/18.txt index 72c201b..adc3e74 100644 --- a/02/18.txt +++ b/02/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 \v 19 Ary nifady ra-anina zarô mpianatr'i Jaona sy zarô Fariseo. Lilay maromaro no nagnatogna Anazy ka nizaka tamin'ny hoe: "Nagnino ny mpianatr'i Jaona sy mpianatran-jarô Fariseo no mifady ra-anina, fa mpianatra anô koza tsy mba mifady?" De hoy Jesosy tamanjarô hoe: "Afaka mifady ra-anina va ny mpagnatrika fampekarambady ra mbola akiô mpampiakatra? Ra mbola miaraka aman-jarô akiô ny mpampakatra, de tsy afaka mifady ra-anina zarô. \ No newline at end of file +\v 18 \v 19 Ary nifady ra-anina zarô mpianatr'i Jaona sy zarô Fariseo. Lilay maromaro no nagnatogna Anazy ka nizaka tamin'ny hoe: "Nagnino ny mpianatr'i Jaona sy mpianatran-jarô Fariseo no mifady ra-anina, fa mpianatra anô koza tsy mba mifady?" De hoy Jesosy tamanjarô hoe: "Afaka mifady ra-anina va ny mpagnatrika ra mbola akiô mpampakatra? Ra mbola miaraka aman-jarô akiô ny mpampakatra, de tsy afaka mifady ra-anina zarô. \ No newline at end of file