Fri Oct 25 2019 10:16:58 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-10-25 10:16:58 +02:00
parent 806495b36a
commit 225cccd51d
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 39 Ndreka hitan'ilay kapiteny izegny nitsangana sy nifangnatrika tamin'i Jesosy fa kara izany fomba izany no nahafaty Ananjy, de hoy izy hoe: "Tegna zanak'Andriamanitra tokoatra io lilahy io." \v 40 De nisy viavy koa nangentina tegny lavitra tegny. Isan'izany i Maria Magdalena (renin'i Jakoba zandriny sy i Josesy), ary Salome. \v 41Tamin'Izy tagny Galilia de nagnaraka Ananjy sy nanompo Ananjy zareo. Ary viavy maro hafa koà no niara-niakatra taminanjy tagny Jerosalema.
\v 39 Ndreka hitan'ilay kapiteny izegny nitsangana sy nifangnatrika tamin'i Jesosy fa kara izany fomba izany no nahafaty Ananjy, de hoy izy hoe: "Tegna zanak'Andriamanitra tokoatra io lilahy io." \v 40 De nisy viavy koa nangentina tegny lavitra tegny. Isan'izany i Maria Magdalena (renin'i Jakoba zandriny sy i Josesy), ary Salome. \v 41 tagny Galilia de nagnaraka Ananjy sy nanompo Ananjy zareo. Ary viavy maro hafa koà no niara-niakatra taminanjy tagny Jerosalema.

View File

@ -1 +1 @@
\v 42 Ka ndreka tonga ny hariva, satria andro Fiomagnana, izany hoe, andro alohan'ny Sabata io, \v 43 de tonga teo i Josefa avy agny Arimatia. Mpiakambana manan-kaja akô amin'ny Synedriona izy, izegny nandigny ny Fanjakan'Andriamanitra. Nanagna fahasahiana ninga tagny amin'i Pilato mba hangao ny fatin'i Jesosy izy. \v 44 Magnana i Pilato hoe maty saady i Jesosy; de nantsovany ilay kapiteny ary nagnadina ananjy izy raha maty marina i Jesosy.
\v 42 Ka ndreka tonga ny hariva, satria andro Fiomagnana, izany hoe, io andro alohan'ny Sabata, \v 43 de tonga teo i Josefa avy agny Arimatia. Mpikambana manan-kaja akô amin'ny Synedriona izy, izegny nandigny ny Fanjakan'Andriamanitra. Nanagna fahasahiana ninga tagny amin'i Pilato mba hangao ny fatin'i Jesosy izy. \v 44 Magnana i Pilato hoe maty saady i Jesosy; de nantsovany ilay kapiteny ary nagnadina ananjy izy raha maty marina i Jesosy.

View File

@ -150,6 +150,7 @@
"15-31",
"15-33",
"15-36",
"15-39",
"15-42",
"15-45"
]