diff --git a/15/39.txt b/15/39.txt index df04f55..30f2a90 100644 --- a/15/39.txt +++ b/15/39.txt @@ -1 +1 @@ -\v 39 Ndreka hitan'ilay kapiteny izegny nitsangana sy nifangnatrika tamin'i Jesosy fa kara izany fomba izany no nahafaty Ananjy, de hoy izy hoe: "Tegna zanak'Andriamanitra tokoatra io lilahy io." \v 40 De nisy viavy koa nangentina tegny lavitra tegny. Isan'izany i Maria Magdalena (renin'i Jakoba zandriny sy i Josesy), ary Salome. \v 41Tamin'Izy tagny Galilia de nagnaraka Ananjy sy nanompo Ananjy zareo. Ary viavy maro hafa koà no niara-niakatra taminanjy tagny Jerosalema. \ No newline at end of file +\v 39 Ndreka hitan'ilay kapiteny izegny nitsangana sy nifangnatrika tamin'i Jesosy fa kara izany fomba izany no nahafaty Ananjy, de hoy izy hoe: "Tegna zanak'Andriamanitra tokoatra io lilahy io." \v 40 De nisy viavy koa nangentina tegny lavitra tegny. Isan'izany i Maria Magdalena (renin'i Jakoba zandriny sy i Josesy), ary Salome. \v 41 tagny Galilia de nagnaraka Ananjy sy nanompo Ananjy zareo. Ary viavy maro hafa koà no niara-niakatra taminanjy tagny Jerosalema. \ No newline at end of file diff --git a/15/42.txt b/15/42.txt index bf5324e..ea7aea3 100644 --- a/15/42.txt +++ b/15/42.txt @@ -1 +1 @@ -\v 42 Ka ndreka tonga ny hariva, satria andro Fiomagnana, izany hoe, andro alohan'ny Sabata io, \v 43 de tonga teo i Josefa avy agny Arimatia. Mpiakambana manan-kaja akô amin'ny Synedriona izy, izegny nandigny ny Fanjakan'Andriamanitra. Nanagna fahasahiana ninga tagny amin'i Pilato mba hangao ny fatin'i Jesosy izy. \v 44 Magnana i Pilato hoe maty saady i Jesosy; de nantsovany ilay kapiteny ary nagnadina ananjy izy raha maty marina i Jesosy. \ No newline at end of file +\v 42 Ka ndreka tonga ny hariva, satria andro Fiomagnana, izany hoe, io andro alohan'ny Sabata, \v 43 de tonga teo i Josefa avy agny Arimatia. Mpikambana manan-kaja akô amin'ny Synedriona izy, izegny nandigny ny Fanjakan'Andriamanitra. Nanagna fahasahiana ninga tagny amin'i Pilato mba hangao ny fatin'i Jesosy izy. \v 44 Magnana i Pilato hoe maty saady i Jesosy; de nantsovany ilay kapiteny ary nagnadina ananjy izy raha maty marina i Jesosy. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 0746681..f94dc24 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -150,6 +150,7 @@ "15-31", "15-33", "15-36", + "15-39", "15-42", "15-45" ]