Thu Oct 24 2019 09:34:33 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-10-24 09:34:34 +02:00
parent aabd24d58d
commit 0e39a8a133
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
FA tssy tokony ho karan'izany ny amindreo. Fa na zovy na zovy magniry ny ho lehibe amindreo dia oka izy ho mpanompon
Fa tsy tokony ho karan'izany ny amindreo. Fa na zovy na zovy magniry ny ho lehibe amindreo dia ôka izy ho mpanompondreo, ary na zovy na zovy magniry ny ho voalohagny amindreo de oka izy ho andevondreo jiaby. FA ny zanak'olona tsy tonga mba ho tompoina fa tonga mba hanompo, sy hagnomia ny aigny ho takalon'aigna ho an'ny maro."