diff --git a/10/43.txt b/10/43.txt index 69c3e7e..261f000 100644 --- a/10/43.txt +++ b/10/43.txt @@ -1 +1 @@ -FA tssy tokony ho karan'izany ny amindreo. Fa na zovy na zovy magniry ny ho lehibe amindreo dia oka izy ho mpanompon \ No newline at end of file +Fa tsy tokony ho karan'izany ny amindreo. Fa na zovy na zovy magniry ny ho lehibe amindreo dia ôka izy ho mpanompondreo, ary na zovy na zovy magniry ny ho voalohagny amindreo de oka izy ho andevondreo jiaby. FA ny zanak'olona tsy tonga mba ho tompoina fa tonga mba hanompo, sy hagnomia ny aigny ho takalon'aigna ho an'ny maro." \ No newline at end of file