Thu Oct 24 2019 11:29:24 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-10-24 11:29:24 +02:00
parent aba19b1c31
commit 0498f00e3c
4 changed files with 6 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 \v 20 \v 21 Niraboiinjareo tamina volotara ny lohany sady nadrora taminanjy. De nentongalitra teo agnatreany izy ary nagnano sary nidera Ananjy. Ndreka avy nagnaraby Ananjy zareo, de nalanjareo ny lamba volomparasiny ary nampagnanovinjareo Ananjy ny akanjony manokana ary nandônjareo nivoaka mba hamantsihana Ananjy. Noterenjareo ny mpandalo reka avy tagny an-kapa mba hitondra ny hazofijalian'i Jesosy lilahy reka atao hoe Simona Kreniana iaban'i Aleksandra sy Rofotsy.
\v 19 Niraboinjareo tamina volotara ny lohany sady nadrora taminanjy zareo. De nentongalitra teo agnatreany izy ary nagnano sary nidera Ananjy. \v 20 Ndreka avy nagnaraby Ananjy zareo, de nalanjareo ny lamba volomparasiny ary nampagnanovinjareo Ananjy ny akanjony manokana ary nandônjareo nivoaka mba hamantsihana Ananjy. \v 21 Noterenjareo ny mpandalo reka avy tagny an-kapa mba hitondra ny hazofijalian'i Jesosy lilahy reka atao hoe Simona Kyreniana iaban'i Aleksandra sy Rofosy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 \v 23 \v 24 Nindesinjareo miaramila takagny amin'ny toerana ato hoe Golgota Jesosy (Izegny midika hoe "Fitoeran' ny karan-doha"). Namiamnjareo divay niaro miora Izy, fa tsy nisotro izany Izy. De nifantsianjareo Izy ary nifampizaranjareo tamin'ny alalan' ny loka ny akanjony mba hahafantarana izegny anjara azon' ny miaramila tsirekireka.
\v 22 Nindesinjareo miaramila takagny amin'ny toerana atô hoe Golgota Jesosy (Izegny midika hoe "Fitoeran'ny karan-doha"). \v 23 Namianjareo divay niaro miora Izy, fa tsy nisotro izany Izy. \v 24 De nifantsianjareo Izy ary nifampizaranjareo tamin'ny alalan' ny loka ny akanjony mba hahafantarana izegny anjara azon' ny miaramila tsirekireka.

1
15/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
T

View File

@ -121,6 +121,8 @@
"15-09",
"15-12",
"15-14",
"15-16"
"15-16",
"15-19",
"15-22"
]
}