diff --git a/15/19.txt b/15/19.txt index 81d0a76..2a33528 100644 --- a/15/19.txt +++ b/15/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 \v 20 \v 21 Niraboiinjareo tamina volotara ny lohany sady nadrora taminanjy. De nentongalitra teo agnatreany izy ary nagnano sary nidera Ananjy. Ndreka avy nagnaraby Ananjy zareo, de nalanjareo ny lamba volomparasiny ary nampagnanovinjareo Ananjy ny akanjony manokana ary nandônjareo nivoaka mba hamantsihana Ananjy. Noterenjareo ny mpandalo reka avy tagny an-kapa mba hitondra ny hazofijalian'i Jesosy lilahy reka atao hoe Simona Kreniana iaban'i Aleksandra sy Rofotsy. \ No newline at end of file +\v 19 Niraboinjareo tamina volotara ny lohany sady nadrora taminanjy zareo. De nentongalitra teo agnatreany izy ary nagnano sary nidera Ananjy. \v 20 Ndreka avy nagnaraby Ananjy zareo, de nalanjareo ny lamba volomparasiny ary nampagnanovinjareo Ananjy ny akanjony manokana ary nandônjareo nivoaka mba hamantsihana Ananjy. \v 21 Noterenjareo ny mpandalo reka avy tagny an-kapa mba hitondra ny hazofijalian'i Jesosy lilahy reka atao hoe Simona Kyreniana iaban'i Aleksandra sy Rofosy. \ No newline at end of file diff --git a/15/22.txt b/15/22.txt index fb9962f..d25311d 100644 --- a/15/22.txt +++ b/15/22.txt @@ -1 +1 @@ -\v 22 \v 23 \v 24 Nindesinjareo miaramila takagny amin'ny toerana ato hoe Golgota Jesosy (Izegny midika hoe "Fitoeran' ny karan-doha"). Namiamnjareo divay niaro miora Izy, fa tsy nisotro izany Izy. De nifantsianjareo Izy ary nifampizaranjareo tamin'ny alalan' ny loka ny akanjony mba hahafantarana izegny anjara azon' ny miaramila tsirekireka. \ No newline at end of file +\v 22 Nindesinjareo miaramila takagny amin'ny toerana atô hoe Golgota Jesosy (Izegny midika hoe "Fitoeran'ny karan-doha"). \v 23 Namianjareo divay niaro miora Izy, fa tsy nisotro izany Izy. \v 24 De nifantsianjareo Izy ary nifampizaranjareo tamin'ny alalan' ny loka ny akanjony mba hahafantarana izegny anjara azon' ny miaramila tsirekireka. \ No newline at end of file diff --git a/15/25.txt b/15/25.txt new file mode 100644 index 0000000..96583aa --- /dev/null +++ b/15/25.txt @@ -0,0 +1 @@ +T \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index c9b2f1b..e6f5b77 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -121,6 +121,8 @@ "15-09", "15-12", "15-14", - "15-16" + "15-16", + "15-19", + "15-22" ] } \ No newline at end of file