bzc_mrk_text_reg/10/15.txt

1 line
249 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 15 Zakeko amindreo marina tegnany, fa na zovy na zovy tsy mihevitra ny fanjakan'Andriamanitra kara ny zamadinika de tsy hiditra akô amin'izany sè izy." \v 16 Avy teo de nibagnebagneny ireo zamadinika ireo ka nisofiny rano sady nanifany tagnana.