Thu Oct 24 2019 18:04:29 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-10-24 18:04:29 +02:00
parent 4ce911ad44
commit ac3eaafc9d
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 Avy takeo zareo de nitondra ny zanakanjareo takeo Aminanjy mba hanifany tagnana, fa nivigniran'ireo mpianatra zareo. \v 14 Fa ndreka nataka-maso an'izany i Jesosy de vignitra be Izy ka nizaka taminjreo hoe: "Avilè zamadinika hagnatona Anay ary aza sakanana zareo fa ny fanjakan'Andriamanitra de an'ny kara anjareo.
\v 13 Avy takeo zareo de nitondra ny zanakanjareo takeo Aminanjy mba hanifany tagnana, fa nivigniran'ireo mpianatra zareo. \v 14 Fa ndreka nataka-maso an'izany i Jesosy de vignitra be Izy ka nizaka taminjareo hoe: "Avilè zamadinika hagnatona Anay ary aza sakanana zareo fa ny fanjakan'Andriamanitra de an'ny kara anjareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 Zakeko amindreo marina tegnany, fa na zovy na zovy tsy mihevitra ny fanjakan'Andriamanitra kara ny zamadinika de tsy hiditra akô amin'izany sè izy." \v 16 Avy teo de nibegnebagneny ireo zamadinika ireo ka nisofiny rano sady nanifany tagnana.
\v 15 Zakeko amindreo marina tegnany, fa na zovy na zovy tsy mihevitra ny fanjakan'Andriamanitra kara ny zamadinika de tsy hiditra akô amin'izany sè izy." \v 16 Avy teo de nibagnebagneny ireo zamadinika ireo ka nisofiny rano sady nanifany tagnana.