bzc_mrk_text_reg/15/39.txt

1 line
467 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 39 Ndreka hitan'ilay kapiteny izegny nitsangana sy nifangnatrika tamin'i Jesosy fa kara izany fomba izany no nahafaty Ananjy, de hoy izy hoe: "Tegna zanak'Andriamanitra tokoatra io lilahy io." \v 40 De nisy viavy koa nangentina tegny lavitra tegny. Isan'izany i Maria Magdalena (renin'i Jakoba zandriny sy i Josesy), ary Salome. \v 41 tagny Galilia de nagnaraka Ananjy sy nanompo Ananjy zareo. Ary viavy maro hafa koà no niara-niakatra taminanjy tagny Jerosalema.