bzc_mrk_text_reg/10/38.txt

1 line
571 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 38 Fa Jesosy namaly anjareo hoe: "Tsy fantandreo izegny raha angawinareo. Andreo ma afaka misotro amin'ny kapoaka izegny nisotroako na hivandry ny hanìna batisa amin'izegny hagnanovana batisa Anay?" \v 39 Hoy zareo taminanjy hoe: "Efanè izany." Ary nizaka taminjareo i Jesosy hoe: "Ny kapoaka izegny ho sotroiko, de ho sotroinareo, ary amin'ny batisa izegny agnanovana batisa Anay no hagnanovana batisa andreo koa. \v 40 Fa izegny hibodika akeo an-tagnako ankavanana na ankaviako koza de tsy miankina Aminay izany, fa izany de ho an'ireo izegny nagnomagnana ananjy."