bzc_mrk_text_reg/10/38.txt

1 line
554 B
Plaintext
Raw Normal View History

Fa Jesosy namaly anjareo hoe: "Tsy fantandreo izegny raha angawinareo. Andreo ma afaka misotro amin'ny kapoaka izegny nisotroako na hivandry ny hanìna batisa amin'izegny hagnanovana batisa Anay?" Hoy zareo taminanjy hoe: "Efanè izany." Ary nizaka taminjareo i Jesosy hoe: "Ny kapoaka izegny ho sotroiko, de ho sotroinareo, ary amin'ny batisa izegny agnanovana batisa Anay no hagnanovana batisa andreo koa. Fa izegny hibodika akeo an-tagnako ankavanana na ankaviako koza de tsy miankina Aminay izegny, fa izany de ho an'ireo izegny nagnomagnana ananjy."