Sat Oct 19 2019 12:55:35 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-19 12:55:35 -04:00
parent 5e17984364
commit 980a9c2231
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 \v 5 \v 6 Igny, ny karaman-jaré mpiasa dia mitarègny-ny karama zegny nitananaré tsy ho anjaré zegny nampamôakatra ny Tsabonaré, ary iré fitaraignan'ny mpijinja èfa tônga agny an-tadigny ny Zagnahary. Niaigny tami'ny hariagna tatô ambôn-tany anaré ary nagnaram-pô tamin'ny tegnanaré. Natavezinaré ny fônaré ho an'ny andro famonoagna. Nagnameloko sy namôno ny ôlo-marigny anaré. Tsy nanohitry anaré izy. \v 4 Igny, ny karaman-jaré mpiasa dia mitarègny-ny karama zegny nitananaré tsy ho anjaré zegny nampamôakatra ny Tsabonaré, ary iré fitaraignan'ny mpijinja èfa tônga agny an-tadigny ny Zagnahary. \v 5 Nihaigny tami'ny hariagna tatô ambôn-tany anaré ary nagnaram-pô tamin'ny tegnanaré. Natavezinaré ny fônaré ho an'ny andro famonoagna. \v 6 Nagnameloko sy namôno ny ôlo-marigny anaré. Tsy nanohitry anaré izy.