Sat Oct 19 2019 12:53:35 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-19 12:53:36 -04:00
parent 42ecf4af67
commit 5e17984364
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 5 \v 1 \v 2 \v 3 Avia, anaré zegny magnan-kariagna, mitomagnia sy migogogogoa nony iré fahoriagna tônga aminaré. Ny hariagnanaré èfa io, ary ny fitafiagnanaré efa lanign-kalôlo. Ny vôlamènanaré sy ny vôlafôtsinaré dia èfa rifesigny. Ny rifesigny dia ho vavôlombelogno hagnampanga anaré. Handôro nôfonaré karaha afo izégny. Hankajiagnanaré karaha ny hariagnanaré hagny amin'ny andro farany.
\c 5 \v 1 Avia, anaré zegny magnan-kariagna, mitomagnia sy migogogogoa nony iré fahoriagna tônga aminaré. \v 2 Ny hariagnanaré èfa io, ary ny fitafiagnanaré efa lanign-kalôlo. \v 3 Ny vôlamènanaré sy ny vôlafôtsinaré dia èfa rifesigny. Ny rifesigny dia ho vavôlombelogno hagnampanga anaré. Handôro nôfonaré karaha afo izégny. Hankajiagnanaré karaha ny hariagnanaré hagny amin'ny andro farany.

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 \v 20 Ry halahikô, izy koa misy aké aminaré miala amin'ny fahamarinagan, ary misy araiky mamerigny ananjy, dia tokony ho fantan'io ôlogno io fô na izovy na izovy magnala ny mpanota araiky amin'ny lalagna-diso dia hamonjy ananjy amin'ny fahafatè
\v 19 \v 20 Ry halahikô, izy koa misy aké aminaré miala amin'ny fahamarinagan, ary misy araiky mamerigny ananjy, dia tokony ho fantan'io ôlogno io fô na izovy na izovy magnala ny mpanota araiky amin'ny lalagna-diso dia hamonjy ananjy amin'ny fahafatèsagna, ary agnarogna fahotagna maroboe.