Wed Oct 23 2019 12:37:46 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-23 12:37:46 -04:00
parent af0d9bd650
commit 6c82e5c6af
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 16 \v 17 \v 18 Zègny dia tsy fahendregna zay nidigna avy agny ambôny. Fa kosa, avy amin'ny tany, ny tsy ara-paganhy, ny demoniaka zègny. Fa agny amin'jègny misy fialôgnana sy fagniriagn-daza, dia misy fifanjevogna sy fagnanovagna ny ratsy jiaby. Fa ny fahendregna avy agny ambôny dia madi alôha, avy ake feno fiadagnana, malemy fagnahy, mihevitry ny hafa, feno famindram-pô sy vokatra tsara, tsy mamely, ary tsotra. N
\v 15 \v 17 \v 18 Zègny dia tsy fahendregna zay nidigna avy agny ambôny. Fa kosa, avy amin'ny tany, ny tsy ara-paganhy, ny demoniaka zègny. \v 16 Fa agny amin'jègny misy fialôgnana sy fagniriagn-daza, dia misy fifanjevogna sy fagnanovagna ny ratsy jiaby. Fa ny fahendregna avy agny ambôny dia madi alôha, avy ake feno fiadagnana, malemy fagnahy, mihevitry ny hafa, feno famindram-pô sy vokatra tsara, tsy mamely, ary tsotra. Ny vokatra ny fahamarinagna dia voafafy am-piadagnana ake atèntègnan'jaré mampihavagna.