From 6c82e5c6af902e296468f703db2a2236ab0bd879 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Wed, 23 Oct 2019 12:37:46 -0400 Subject: [PATCH] Wed Oct 23 2019 12:37:46 GMT-0400 (Eastern Daylight Time) --- 03/15.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/03/15.txt b/03/15.txt index 52c68e9..b2a8a82 100644 --- a/03/15.txt +++ b/03/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 \v 16 \v 17 \v 18 Zègny dia tsy fahendregna zay nidigna avy agny ambôny. Fa kosa, avy amin'ny tany, ny tsy ara-paganhy, ny demoniaka zègny. Fa agny amin'jègny misy fialôgnana sy fagniriagn-daza, dia misy fifanjevogna sy fagnanovagna ny ratsy jiaby. Fa ny fahendregna avy agny ambôny dia madi alôha, avy ake feno fiadagnana, malemy fagnahy, mihevitry ny hafa, feno famindram-pô sy vokatra tsara, tsy mamely, ary tsotra. N \ No newline at end of file +\v 15 \v 17 \v 18 Zègny dia tsy fahendregna zay nidigna avy agny ambôny. Fa kosa, avy amin'ny tany, ny tsy ara-paganhy, ny demoniaka zègny. \v 16 Fa agny amin'jègny misy fialôgnana sy fagniriagn-daza, dia misy fifanjevogna sy fagnanovagna ny ratsy jiaby. Fa ny fahendregna avy agny ambôny dia madi alôha, avy ake feno fiadagnana, malemy fagnahy, mihevitry ny hafa, feno famindram-pô sy vokatra tsara, tsy mamely, ary tsotra. Ny vokatra ny fahamarinagna dia voafafy am-piadagnana ake atèntègnan'jaré mampihavagna. \ No newline at end of file