auto save

This commit is contained in:
MAD102 2019-10-23 07:29:08 -04:00 committed by root
parent af705dd38c
commit 60ca272dc0
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tôkony hivolagna koza anan-dre hoe: ''Raha sitraky ny tompo, dia ho velogna antsika ary hagnano an'ity na hanao an'iroa.'' Fa avahizo anan-dre dia mipoerapoera aminire tetika mieboebo. Ny fireharehagna jiaby karanjegny dia ratsy. Ka ho an'izè rehetra mahafantatra ny ratsy nefa tsy magnano izegny, dia heloka ho ananjy izegny
\v 15 \v 16 Tôkony hivolagna koza anan-dre hoe: ''Raha sitraky ny tompo, dia ho velogna antsika ary hagnano an'ity na hanao an'iroa.'' Fa avahizo anan-dre dia mipoerapoera aminire tetika mieboebo. Ny fireharehagna jiaby karanjegny dia ratsy. Ka ho an'izè rehetra mahafantatra ny ratsy nefa tsy magnano izegny, dia heloka ho ananjy izegny