diff --git a/04/15.txt b/04/15.txt index ccc5ab2..c4b6fdc 100644 --- a/04/15.txt +++ b/04/15.txt @@ -1 +1 @@ -Tôkony hivolagna koza anan-dre hoe: ''Raha sitraky ny tompo, dia ho velogna antsika ary hagnano an'ity na hanao an'iroa.'' Fa avahizo anan-dre dia mipoerapoera aminire tetika mieboebo. Ny fireharehagna jiaby karanjegny dia ratsy. Ka ho an'izè rehetra mahafantatra ny ratsy nefa tsy magnano izegny, dia heloka ho ananjy izegny \ No newline at end of file +\v 15 \v 16 Tôkony hivolagna koza anan-dre hoe: ''Raha sitraky ny tompo, dia ho velogna antsika ary hagnano an'ity na hanao an'iroa.'' Fa avahizo anan-dre dia mipoerapoera aminire tetika mieboebo. Ny fireharehagna jiaby karanjegny dia ratsy. Ka ho an'izè rehetra mahafantatra ny ratsy nefa tsy magnano izegny, dia heloka ho ananjy izegny \ No newline at end of file