Fri Oct 09 2020 14:21:10 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-09 14:21:10 -04:00
parent f30d9f3fcd
commit fc5a1aa0b2
2 changed files with 1 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 Fô avaizo akô amin'i Kristy Jesosy anaré zay lavitra an'Andriamanitry talôha de napanakékézina tamin'ny ràn'i Kristy. \v 14 Satrià Izy no fihavanantsika. Izy no nahatônga ny aroa ho raika. Tamin'ny nôfony no nandrodanagny ny rindrin'ny fanoheragnazay nampizarazara antsika. \v 15 Zégny hoe, nofoanagny ny lalàn'ny didy sy ny fitsipika mbô hagnanôvagny ôlom-bôvôo raika akô Aminanjy, sy mbô hagnanôvagna fampiavanagna. \v 16 Kristy de nampiavagna ny fôkon'ôlo aroa tonta ho vatagna raika amin'Andriamanitra amin'ny allan'ny kakazofijaliagna, ké namôno ny fagnoheragna. \v 13 Fô avaizo akô amin'i Kristy Jesosy anaré zay lavitra an'Andriamanitra talôha de napanakékézina tamin'ny ràn'i Kristy. \v 14 Satrià Izy no fihavanantsika. Izy no nahatônga ny aroa ho raika. Tamin'ny nôfony no nandrodanagny ny rindrin'ny fanoheragna zay nampizarazara antsika. \v 15 Zégny hoe, nofoanagny ny lalàn'ny didy sy ny fitsipika mbô hagnanôvagny ôlom-bôvô raika akô Aminanjy, sy mbô hagnanôvagna fampiavanagna. \v 16 Kristy de nampiavagna ny fôkon'ôlo aroa tonta ho vatagna raika amin'Andriamanitra amin'ny allan'ny kakazofijaliagna, ké namôno ny fagnoheragna.

View File

@ -56,7 +56,6 @@
"02-01", "02-01",
"02-04", "02-04",
"02-08", "02-08",
"02-13",
"02-17", "02-17",
"02-19", "02-19",
"03-title", "03-title",