Fri Oct 09 2020 14:19:10 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-09 14:19:10 -04:00
parent 2993521031
commit f30d9f3fcd
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Saingy manan-karegna famindram-po Andriamanitra noho ilay fitiavagny lehibe izay nitiavany antsika. \v 5 Tamintsika mbôla maty takô anatin'ny fahadisoagna, de novelominy niaraka tamin'i Kristy_tamin'ny fahasoavagna no namonjegna anaré. \v 6 Niara-natsangan'andriamanitra antsika, ké niara-napetragny takô an-dagnitra akô amin'i Kristy Jesosy,\v 7 mbô afahagny mampiseho antsika amin`ny vananim-potoagna ho avy ny havintesan`ny hariagnan`ny fahasovany izay tsy azo refesigna amboakany amin`ny hatsaram-pagnahiny amintsika akô amin`i Kristy Jesosy.
\v 4 Saingy manan-karegna famindram-po Andriamanitra noho ilay fitiavagny lehibe izay nitiavany antsika. \v 5 Tamintsika mbôla maty takô anatin'ny fahadisoagna, de novelominy niaraka tamin'i Kristy_tamin'ny fahasoavagna no namonjegna anaré. \v 6 Niara-natsangan'Andriamanitra antsika, ké niara-napetragny takô an-dagnitra akô amin'i Kristy Jesosy, \v 7 mbô afahagny mampiseho antsika amin'ny vanim-potoagna ho avy ny havintesan'ny hariagnan'ny fahasovany izay tsy azo refesigna amboakany amin'ny hatsaram-pagnahiny amintsika akô amin'i Kristy Jesosy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Fô tamin'ny fahasoavagna no namonjegna anaré tamin'ny alalan'ny finoagna, ké tsy avy aminaré izégny, fô fagnomezan'andriamanitra. \v 9 Tsy avy amin'ny asa ny fahasoavagna mbô tsy hisy hirehatreha. \v 10 Fô asan'Andriamanitra antsika, noforonina takô amin'i Kristy Jesosy mbô hagnano asa izay fandaharan'andriamanitra efa éla ho antsika, mbô handehanantsika akô aminjaré.
\v 8 Fô tamin'ny fahasoavagna no namonjegna anaré tamin'ny alalan'ny finoagna, ké tsy avy aminaré izégny, fô fagnomezan'Andriamanitra. \v 9 Tsy avy amin'ny asa ny fahasoavagna mbô tsy hisy hirehareha. \v 10 Fô asan'Andriamanitra antsika, noforonina takô amin'i Kristy Jesosy mbô hagnano asa izay fandaharan'Andriamanitra efa éla ho antsika, mbô handehanantsika akô aminjaré.

View File

@ -53,9 +53,9 @@
"01-19",
"01-22",
"02-title",
"02-01",
"02-04",
"02-08",
"02-11",
"02-13",
"02-17",
"02-19",