Fri Oct 09 2020 14:27:10 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-09 14:27:10 -04:00
parent 149cd78ef8
commit 963f122a2e
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Namiàn'Andriamanitra anahy izégny fanomezagna izégny, na de zaho aza no farany hely indrindra amin'iré ôlo-masin'Andriamanitra. Izegny anomezagna izégny de ny mbô hitoriako amin'iré Jentilisa ny filazantsaran'ny herin'i Kristy sarotro katsahina. \v 9 Ny fanomezam-pahasoavan'Andriamanitra ho anahy de ny hitôndra fagnazavana amin'ny ôlo-jiaby ny fandaharan'Andriamanitra, io fandaharana io de navonin'Andriamanitra, lay nahavoaray ny rahajiaby, nandry ny taogno moro talôha.
\v 8 Namiàn'Andriamanitra anahy izégny fanomezagna izégny, na de zaho aza no farany hely indrindra amin'iré ôlo-masin'Andriamanitra. Izegny anomezagna izégny de ny mbô hitoriako amin'iré Jentilisa ny filazantsaran'ny herin'i Kristy sarotro katsahina. \v 9 Ny fanomezam-pahasoavan'Andriamanitra ho anahy de ny hitôndra fagnazavana amin'ny ôlo-jiaby ny fandaharan'Andriamanitra, io fandaharana io de navonin'Andriamanitra, lay nahavoaray ny raha jiaby, nandry ny taogno maro talôha.

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Nampahafantarigna tamin'ny fiangonana izégny fandaharagna izegny mbô hahatônga iré mpanapaka sy iré magnam-pahifagna agny an-dagnitry hahafantatra ny toeragna maron'ny fahendren'Andriamanitra. \v 11 Niseho karaha ny fandaharagna mandrakizay zay tantérany takô amin'ny Kristy Jesosy Tompontsika izegny.
\v 10 Nampahafantarigna tamin'ny fiangonana izégny fandaharagna izegny mbô hahatônga iré mpanapaka sy iré magnam-pahifagna agny an-dagnitry hahafantatra ny toeragna maron'ny fahendren'Andriamanitra. \v 11 Niseho karaha ny fandaharagna mandrakizay zay tantérany takô amin'i Kristy Jesosy Tompontsika izegny.

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Fô akô amin'i Kristy no ananantsika fahasahiàgna sy lalana am-ahatokiagna nohon'ny finoantsika Ananjy. \v 13 Noho izégny miangavy anré zaho mbô tsy ho kivy nohon'ny fijaliako ho anaré zay voninahitraré.
\v 12 Fô akô amin'i Kristy no ananantsika fahasahiàgna sy lalana am-pahatokiagna nohon'ny finoantsika Ananjy. \v 13 Noho izégny miangavy anré zaho mbô tsy ho kivy nohon'ny fijaliako ho anaré zay voninahitraré.

View File

@ -63,10 +63,10 @@
"03-01",
"03-03",
"03-06",
"03-08",
"03-10",
"03-12",
"03-14",
"03-17",
"03-20",
"04-title",
"04-01",