Fri Oct 09 2020 14:25:10 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-09 14:25:10 -04:00
parent 8663cf8376
commit 149cd78ef8
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Manôratra karaha ny fagnambana nampahafantarigna anahy zaho. Izégny no marigna mivony mômba izay nosoratako fohifohika taminaré. \v 4 Kôfa makagny zégny anré, de ho afaka ny hahazo ny fômba fahazoàko izégny marigna mivony mômban'i Kristy izégny. \v 5 Tamin'irè taranaka hafa de tsy natao fantatry ny zanak'ôlombelogno izégny marigna izegny. Fô avaizo ndraiky izégnyde nambara tamin'ny alalan'ny fanahy tamin'iré Apostoly sy iré mpaminanyzay voatôkana ho amin'itô asa itô.
\v 3 Manôratra karaha ny fagnambarana nampahafantarigna anahy zaho. Izégny no marigna mivony mômba izay nosoratako fohifohika taminaré. \v 4 Kôfa mamaky zégny anré, de ho afaka ny hahazo ny fômba fahazoàko izégny marigna mivony mômban'i Kristy izégny. \v 5 Tamin'irè taranaka hafa de tsy natao fantatry ny zanak'ôlombelogno izégny marigna izegny. Fô avaizo ndraiky izégny de nambara tamin'ny alalan'ny fagnahy tamin'iré Apostoly sy iré mpaminany zay voatôkana ho amin'itô asa itô.

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 Izégny marigna mivony izégny de mivôlagna fô irè Jentilisa de mpiara-mandôva, sy mpiara miombogna amin'ny vatagna, ary mizara ny fampanantignàna akô amin'ni Kkristy Jesosy amin'ny alalan'ny filazantsara zaré ré. \v 7 Fô lasa mpanompn'izégny filazantsara izegny zaho tamin'ny fahasoavan'Andriamanitra namiagna anahy tamin'ny alalan'ny fiasan'ny heriny.
\v 6 Izégny marigna mivony izégny de mivôlagna fô irè Jentilisa de mpiara-mandôva, sy mpiara miombogna amin'ny vatagna, ary mizara ny fampanantignàna akô amin'i Kristy Jesosy amin'ny alalan'ny filazantsara zaré ré. \v 7 Fô lasa mpanompon'izégny filazantsara izegny zaho tamin'ny fahasoavan'Andriamanitra namiagna anahy tamin'ny alalan'ny fiasan'ny heriny.

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Namiàn'Andriamanitra anahy izégny fanomezagna izégny, na de zaho aza no farany hely indrindra amin'iré ôlo-masin'Andriamanitra. Izegny anomezagna izégny de ny mbô hitoriako amin'iré Jentilisa ny filazantsaran'ny herin'i Kristy sarotro katsahina. \v 9 Ny fanomezam-pahasoavan'Andriamanitra ho anahy de ny hitôndra fagnazavana amin'ny ôlo-jiaby ny ffanaharan'Andriamanitra, Io fandaharana io de navonin'Andriamanitra, lay nahavoaray ny rahajiaby, nandry ny taogno moro talôha.
\v 8 Namiàn'Andriamanitra anahy izégny fanomezagna izégny, na de zaho aza no farany hely indrindra amin'iré ôlo-masin'Andriamanitra. Izegny anomezagna izégny de ny mbô hitoriako amin'iré Jentilisa ny filazantsaran'ny herin'i Kristy sarotro katsahina. \v 9 Ny fanomezam-pahasoavan'Andriamanitra ho anahy de ny hitôndra fagnazavana amin'ny ôlo-jiaby ny fandaharan'Andriamanitra, io fandaharana io de navonin'Andriamanitra, lay nahavoaray ny rahajiaby, nandry ny taogno moro talôha.

View File

@ -60,9 +60,9 @@
"02-17",
"02-19",
"03-title",
"03-01",
"03-03",
"03-06",
"03-08",
"03-10",
"03-12",
"03-14",