Fri Oct 09 2020 14:23:10 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-09 14:23:10 -04:00
parent fc5a1aa0b2
commit 8663cf8376
6 changed files with 6 additions and 6 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 Fô avaizo akô amin'i Kristy Jesosy anaré zay lavitra an'Andriamanitra talôha de napanakékézina tamin'ny ràn'i Kristy. \v 14 Satrià Izy no fihavanantsika. Izy no nahatônga ny aroa ho raika. Tamin'ny nôfony no nandrodanagny ny rindrin'ny fanoheragna zay nampizarazara antsika. \v 15 Zégny hoe, nofoanagny ny lalàn'ny didy sy ny fitsipika mbô hagnanôvagny ôlom-bôvô raika akô Aminanjy, sy mbô hagnanôvagna fampiavanagna. \v 16 Kristy de nampiavagna ny fôkon'ôlo aroa tonta ho vatagna raika amin'Andriamanitra amin'ny allan'ny kakazofijaliagna, ké namôno ny fagnoheragna.
\v 13 Fô avaizo akô amin'i Kristy Jesosy anaré zay lavitra an'Andriamanitra talôha de napanakékézina tamin'ny ràn'i Kristy. \v 14 Satrià Izy no fihavanantsika. Izy no nahatônga ny aroa ho raika. Tamin'ny nôfony no nandrodanagny ny rindrin'ny fanoheragna zay nampizarazara antsika. \v 15 Zégny hoe, nofoanagny ny lalàn'ny didy sy ny fitsipika mbô hagnanôvagny ôlom-bôvô raika akô Aminanjy, sy mbô hagnanôvagna fampiavanagna. \v 16 Kristy de nampiavagna ny fôkon'ôlo aroa tonta ho vatagna raika amin'Andriamanitra amin'ny alalan'ny kakazofijaliagna, ké namôno ny fagnoheragna.

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 Fô tônga Jesosy ké nitory fihavanagna ho anaré zay lavitry ary fiahavanagna ho an'iré zay marigny. \v 18 Fô amin'ny alalan'i Jesosy no hanagnantsika roa tonta fifandraisagna amin'ny fanahy raika makagny amin'ny Ray.
\v 17 Fô tônga Jesosy ké nitory fihavanagna ho anaré zay lavitry ary fihavanagna ho an'iré zay marigny. \v 18 Fô amin'ny alalan'i Jesosy no hanagnantsika roa tonta fifandraisagna amin'ny Fagnahy raika makagny amin'ny Ray.

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 Noho izégny, tsy vahiny sy mpivahiny itsony anarè Jentilisa amin-jô. Fô vô maika aza mpiray firenegna miaraka amin'iré zay ôlo-masin'Andriamanitra. \v 20 Efa namboarigna také amin'ny fôtotro fagnorenan'iré apostoly sy iré mpaminany anaré, ké Kristy Jesosy mihintsy no vato fehizoro. \v 21 Akô Aminanjy no hitambaran'ny fagnorenagna jiaby ké hitomboàny karaha ny tempoly akô amin'ny Tompo. \v 22 Akô Aminanjy foagna no hananganagna anaré miaraka ho fitoheragna ho an'Anandriamanitra akô amin'ny fanahy.
\v 19 Noho izégny, tsy vahiny sy mpivahiny itsony anarè Jentilisa amin-jô. Fô vô maika aza mpiray firenegna miaraka amin'iré zay ôlo-masin'Andriamanitra. \v 20 Efa namboarigna také amin'ny fôtotro fagnorenan'iré apostoly sy iré mpaminany anaré, ké Kristy Jesosy mihintsy no vato fehizoro. \v 21 Akô Aminanjy no hitambaran'ny fagnorenagna jiaby ké hitomboàny karaha ny tempoly akô amin'ny Tompo. \v 22 Akô Aminanjy foagna no hananganagna anaré miaraka ho fitoheragna ho an'Andriamanitra akô amin'ny Fagnahy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Noho izégny, zaho Paoly, de gadran'i Krisity Jesosy ho anaré Jentilisa. \v 2 Ataoko fô naharegny ny fitantanagna ny fahasoavan'Andriamanitra zay namiagna anahy ho anaré anaré
\c 3 \v 1 Noho izégny, zaho Paoly, de gadran'i Kristy Jesosy ho anaré Jentilisa. \v 2 Ataoko fô naharegny ny fitantanagna ny fahasoavan'Andriamanitra zay namiagna anahy ho anaré anaré.

View File

@ -1 +1 @@
Tôko 3
Tôko faha 3

View File

@ -56,10 +56,10 @@
"02-01",
"02-04",
"02-08",
"02-13",
"02-17",
"02-19",
"03-title",
"03-01",
"03-03",
"03-06",
"03-08",