diff --git a/02/13.txt b/02/13.txt index 8c6ca87..be841c8 100644 --- a/02/13.txt +++ b/02/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 Fô avaizo akô amin'i Kristy Jesosy anaré zay lavitra an'Andriamanitra talôha de napanakékézina tamin'ny ràn'i Kristy. \v 14 Satrià Izy no fihavanantsika. Izy no nahatônga ny aroa ho raika. Tamin'ny nôfony no nandrodanagny ny rindrin'ny fanoheragna zay nampizarazara antsika. \v 15 Zégny hoe, nofoanagny ny lalàn'ny didy sy ny fitsipika mbô hagnanôvagny ôlom-bôvô raika akô Aminanjy, sy mbô hagnanôvagna fampiavanagna. \v 16 Kristy de nampiavagna ny fôkon'ôlo aroa tonta ho vatagna raika amin'Andriamanitra amin'ny allan'ny kakazofijaliagna, ké namôno ny fagnoheragna. \ No newline at end of file +\v 13 Fô avaizo akô amin'i Kristy Jesosy anaré zay lavitra an'Andriamanitra talôha de napanakékézina tamin'ny ràn'i Kristy. \v 14 Satrià Izy no fihavanantsika. Izy no nahatônga ny aroa ho raika. Tamin'ny nôfony no nandrodanagny ny rindrin'ny fanoheragna zay nampizarazara antsika. \v 15 Zégny hoe, nofoanagny ny lalàn'ny didy sy ny fitsipika mbô hagnanôvagny ôlom-bôvô raika akô Aminanjy, sy mbô hagnanôvagna fampiavanagna. \v 16 Kristy de nampiavagna ny fôkon'ôlo aroa tonta ho vatagna raika amin'Andriamanitra amin'ny alalan'ny kakazofijaliagna, ké namôno ny fagnoheragna. \ No newline at end of file diff --git a/02/17.txt b/02/17.txt index d264d7c..81a8a26 100644 --- a/02/17.txt +++ b/02/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 Fô tônga Jesosy ké nitory fihavanagna ho anaré zay lavitry ary fiahavanagna ho an'iré zay marigny. \v 18 Fô amin'ny alalan'i Jesosy no hanagnantsika roa tonta fifandraisagna amin'ny fanahy raika makagny amin'ny Ray. \ No newline at end of file +\v 17 Fô tônga Jesosy ké nitory fihavanagna ho anaré zay lavitry ary fihavanagna ho an'iré zay marigny. \v 18 Fô amin'ny alalan'i Jesosy no hanagnantsika roa tonta fifandraisagna amin'ny Fagnahy raika makagny amin'ny Ray. \ No newline at end of file diff --git a/02/19.txt b/02/19.txt index 53b2a3a..9f5ca70 100644 --- a/02/19.txt +++ b/02/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 Noho izégny, tsy vahiny sy mpivahiny itsony anarè Jentilisa amin-jô. Fô vô maika aza mpiray firenegna miaraka amin'iré zay ôlo-masin'Andriamanitra. \v 20 Efa namboarigna také amin'ny fôtotro fagnorenan'iré apostoly sy iré mpaminany anaré, ké Kristy Jesosy mihintsy no vato fehizoro. \v 21 Akô Aminanjy no hitambaran'ny fagnorenagna jiaby ké hitomboàny karaha ny tempoly akô amin'ny Tompo. \v 22 Akô Aminanjy foagna no hananganagna anaré miaraka ho fitoheragna ho an'Anandriamanitra akô amin'ny fanahy. \ No newline at end of file +\v 19 Noho izégny, tsy vahiny sy mpivahiny itsony anarè Jentilisa amin-jô. Fô vô maika aza mpiray firenegna miaraka amin'iré zay ôlo-masin'Andriamanitra. \v 20 Efa namboarigna také amin'ny fôtotro fagnorenan'iré apostoly sy iré mpaminany anaré, ké Kristy Jesosy mihintsy no vato fehizoro. \v 21 Akô Aminanjy no hitambaran'ny fagnorenagna jiaby ké hitomboàny karaha ny tempoly akô amin'ny Tompo. \v 22 Akô Aminanjy foagna no hananganagna anaré miaraka ho fitoheragna ho an'Andriamanitra akô amin'ny Fagnahy. \ No newline at end of file diff --git a/03/01.txt b/03/01.txt index 7cd9ff2..3c3eb2a 100644 --- a/03/01.txt +++ b/03/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 Noho izégny, zaho Paoly, de gadran'i Krisity Jesosy ho anaré Jentilisa. \v 2 Ataoko fô naharegny ny fitantanagna ny fahasoavan'Andriamanitra zay namiagna anahy ho anaré anaré \ No newline at end of file +\c 3 \v 1 Noho izégny, zaho Paoly, de gadran'i Kristy Jesosy ho anaré Jentilisa. \v 2 Ataoko fô naharegny ny fitantanagna ny fahasoavan'Andriamanitra zay namiagna anahy ho anaré anaré. \ No newline at end of file diff --git a/03/title.txt b/03/title.txt index 6304628..09993cd 100644 --- a/03/title.txt +++ b/03/title.txt @@ -1 +1 @@ -Tôko 3 \ No newline at end of file +Tôko faha 3 \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 6e71c99..a8224ce 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -56,10 +56,10 @@ "02-01", "02-04", "02-08", + "02-13", "02-17", "02-19", "03-title", - "03-01", "03-03", "03-06", "03-08",