Fri Oct 09 2020 14:31:10 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-09 14:31:10 -04:00
parent 1e6a81d733
commit 22b0d6f893
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Araika foagna ny vatagna ké araika foagna ny Fagnahy, karaha ny niantsoagna anaré takô amin'ny fanatinagnan'ny fiantsoagna anaré araika foagna koà. \v 5 Ké araika foagna ny Tompo, raika ny finoagna, ary ny batisa, \v 6 ké arika foagna Andriamanitra sy ny Rain'ny jiaby, zay ambônin'ny raha jiaby ké amin'ny alaln'ny raha jiaby sy akô amin'ny raha jiaby.
\v 4 Araika foagna ny vatagna ké araika foagna ny Fagnahy, karaha ny niantsoagna anaré takô amin'ny fanatinagnan'ny fiantsoagna anaré araika foagna koà. \v 5 Ké araika foagna ny Tompo, raika ny finoagna, ary ny batisa, \v 6 ké arika foagna Andriamanitra sy ny Rain'ny jiaby, zay ambônin'ny raha jiaby ké amin'ny alalan'ny raha jiaby sy akô amin'ny raha jiaby.

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Atsika tsiraikaraika avy de namigna fahasoavagna karaha ny habiazan'ny fagnonezan'i Kristy. \v 8 Karaha ny tenin'ny Sôratra Masina izégny hoe: ''Kôfa nakatra tagny amin'ny avo Izy, de nitôndra iré babo ho amin'ny fahababoagna, ké nanôlotra fagnomezagna ho an'ny fôkon'ôlogno Izy.''
\v 7 Atsika tsiraikaraika avy de namigna fahasoavagna karaha ny habiazan'ny fagnonezan'i Kristy. \v 8 Karaha ny tenin'ny Sôratra Masigna izégny hoe: ''Kôfa nakatra tagny amin'ny avo Izy, de nitôndra iré babo ho amin'ny fahababoagna, ké nanôlotra fagnomezagna ho an'ny fôkon'ôlogno Izy.''

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Kristy de nanolotra ny sanany ho apostôly, ny sanany ho mpaminany, ny sanany ho evanjelista, ary ny sanany ho pastera sy mpampianatra. \v 12 Namiagna iré asa iré Izy mbô hagnampiagna iré vahoàkany masina ho amin'ny asa fanompoagna, amin'ny fagnorenagna ny vatan'i Kristy. \v 13 Manohitra magnorigna ny vatany Izy mandra-pahatrarantsika jiaby ny firaisam-pinoagna sy ny fahalalgna ny Zanak'Andriamanitra, ké mbô hahatônga antsika ho matotro ké mbô hahatratra ny haben'ny fahafinoan' Kristy.
\v 11 Kristy de nanolotra ny sanany ho apostôly, ny sanany ho mpaminany, ny sanany ho evanjelista, ary ny sanany ho pastera sy mpampianatra. \v 12 Namiagna iré asa iré Izy mbô hagnampiagna iré vahoàkany masina ho amin'ny asa fanompoagna, amin'ny fagnorenagna ny vatan'i Kristy. \v 13 Manohy magnorigna ny vatany Izy mandra-pahatrarantsika jiaby ny firaisam-pinoagna sy ny fahalalagna ny Zanak'Andriamanitra, ké mbô hahatônga antsika ho matotro ké mbô hahatratra ny haben'ny fahafinoan' Kristy.

View File

@ -71,9 +71,9 @@
"03-20",
"04-title",
"04-01",
"04-04",
"04-07",
"04-09",
"04-11",
"04-14",
"04-17",
"04-20",