diff --git a/04/04.txt b/04/04.txt index 4ef6063..7b5930d 100644 --- a/04/04.txt +++ b/04/04.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 Araika foagna ny vatagna ké araika foagna ny Fagnahy, karaha ny niantsoagna anaré takô amin'ny fanatinagnan'ny fiantsoagna anaré araika foagna koà. \v 5 Ké araika foagna ny Tompo, raika ny finoagna, ary ny batisa, \v 6 ké arika foagna Andriamanitra sy ny Rain'ny jiaby, zay ambônin'ny raha jiaby ké amin'ny alaln'ny raha jiaby sy akô amin'ny raha jiaby. \ No newline at end of file +\v 4 Araika foagna ny vatagna ké araika foagna ny Fagnahy, karaha ny niantsoagna anaré takô amin'ny fanatinagnan'ny fiantsoagna anaré araika foagna koà. \v 5 Ké araika foagna ny Tompo, raika ny finoagna, ary ny batisa, \v 6 ké arika foagna Andriamanitra sy ny Rain'ny jiaby, zay ambônin'ny raha jiaby ké amin'ny alalan'ny raha jiaby sy akô amin'ny raha jiaby. \ No newline at end of file diff --git a/04/07.txt b/04/07.txt index 5205491..2825bbc 100644 --- a/04/07.txt +++ b/04/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 Atsika tsiraikaraika avy de namigna fahasoavagna karaha ny habiazan'ny fagnonezan'i Kristy. \v 8 Karaha ny tenin'ny Sôratra Masina izégny hoe: ''Kôfa nakatra tagny amin'ny avo Izy, de nitôndra iré babo ho amin'ny fahababoagna, ké nanôlotra fagnomezagna ho an'ny fôkon'ôlogno Izy.'' \ No newline at end of file +\v 7 Atsika tsiraikaraika avy de namigna fahasoavagna karaha ny habiazan'ny fagnonezan'i Kristy. \v 8 Karaha ny tenin'ny Sôratra Masigna izégny hoe: ''Kôfa nakatra tagny amin'ny avo Izy, de nitôndra iré babo ho amin'ny fahababoagna, ké nanôlotra fagnomezagna ho an'ny fôkon'ôlogno Izy.'' \ No newline at end of file diff --git a/04/11.txt b/04/11.txt index 4b3593b..a3d7360 100644 --- a/04/11.txt +++ b/04/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 Kristy de nanolotra ny sanany ho apostôly, ny sanany ho mpaminany, ny sanany ho evanjelista, ary ny sanany ho pastera sy mpampianatra. \v 12 Namiagna iré asa iré Izy mbô hagnampiagna iré vahoàkany masina ho amin'ny asa fanompoagna, amin'ny fagnorenagna ny vatan'i Kristy. \v 13 Manohitra magnorigna ny vatany Izy mandra-pahatrarantsika jiaby ny firaisam-pinoagna sy ny fahalalgna ny Zanak'Andriamanitra, ké mbô hahatônga antsika ho matotro ké mbô hahatratra ny haben'ny fahafinoan' Kristy. \ No newline at end of file +\v 11 Kristy de nanolotra ny sanany ho apostôly, ny sanany ho mpaminany, ny sanany ho evanjelista, ary ny sanany ho pastera sy mpampianatra. \v 12 Namiagna iré asa iré Izy mbô hagnampiagna iré vahoàkany masina ho amin'ny asa fanompoagna, amin'ny fagnorenagna ny vatan'i Kristy. \v 13 Manohy magnorigna ny vatany Izy mandra-pahatrarantsika jiaby ny firaisam-pinoagna sy ny fahalalagna ny Zanak'Andriamanitra, ké mbô hahatônga antsika ho matotro ké mbô hahatratra ny haben'ny fahafinoan' Kristy. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index c94362f..8e89aff 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -71,9 +71,9 @@ "03-20", "04-title", "04-01", + "04-04", "04-07", "04-09", - "04-11", "04-14", "04-17", "04-20",