bmm_eph_text_reg/01/01.txt

1 line
423 B
Plaintext
Raw Normal View History

\c 1 \v 1 Paoly, apostolin'i Jesosy Krisity araka ny sitrapôn'Andriamanitra, ho amin'iré ôlo-masin'Andriamanitra agny Efesosy, izay mahatoky akô amin'i Kristy Jesosy. \v 2 [Fagnamarihagna: Misy fandikagna sanany manala ny hoe: ''Ao Efesosy'' saingy mety akô amin'ny taratasin'i Paoly tamin'ny vôalôhagny izegny. ] Ho aminaré ny fahasoavagna ndraiky fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo.