Wed Oct 23 2019 11:53:59 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)
This commit is contained in:
parent
f2633a5eec
commit
3f84345c94
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 13 \v 14 \v 15 De nandeha nagniraka an'i Fariseo mbàn'ny Herodiana sanagny iary zareo. Ka ndreka tonga ary zareo, de nizaka iary zareo tamin'azy hoe: "A mpampianatra, fantanay, fa tsy mandraharaha hevitran'olona Anao, satria tsy miangatra amin'olona. Mpampianatra marina ny lalan'Andriamanitra Anao. Ara- dalàna ma izany sa tsy ara-dalàna ny mandoa hetra amin'i Kaisara? Tokon handoha hetra ma iany ahay sa tsy tokony?" Efa fantan
|
||||
\v 13 \v 14 \v 15 De nandeha nagniraka an'i Fariseo mbàn'ny Herodiana sanagny iary zareo. Ka ndreka tonga ary zareo, de nizaka iary zareo tamin'azy hoe: "A mpampianatra, fantanay, fa tsy mandraharaha hevitran'olona Anao, satria tsy miangatra amin'olona. Mpampianatra marina ny lalan'Andriamanitra Anao. Ara- dalàna ma izany sa tsy ara-dalàna ny mandoa hetra amin'i Kaisara? Tokon handoha hetra ma iany ahay sa tsy tokony?" Efa fantan'i Jesoôsy fa fiantsaram-belatsihin'iary zareo zany ka nizakainy iary zareo hoe: "Nagnino anareo mitsapatsapa Anaha? hitondray denaria raika Aho ijeravako an'izany." D
|
Loading…
Reference in New Issue